# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Jaona dia manomboka mamaritra ny fahitany anjely iray izay manipy devoly ao anatin'ny lavaka tsy hita noanoa. # Ary nahita ... aho Eto ny hoe: "aho" dia maneho an'i Jaona. # lavaka tsy hita noanoa Lavaka lalina sy tery. Ireo mety ho dikany 1) ny lava-drano dia tsy misy fiafarana; fa miha-midina lalina mandrakizay na 2) lalina tokoa ny lava-drano toy ny hoe tsy misy fiafarana izany. # dragona biby mandady lehibe, masiaka, tahaka ny androngo. Ho an'ny olona Jiosy, izany dia famantarana ny ratsy sy ny fikorontanana. # nohidiny izany Ilay anjely nanidy ny lava-drano mba tsy hisy olona hamoha izany. DH: "nanidy izany mba tsy hisy olona hamoha azy" # hamitahany ny firenena maro Eto ny hoe: "ireo firenena" dia hevitra ambadiky ny olona eto an-tany. DH: "namitaka ireo vondron'olona" # arivo taona "1000 taona" # tsy maintsy havotsotra Afaka atao hoe: "Andriamanitra hibaiko ny anjely mba hamotsotra azy"