# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Anjely hafa no nidina avy any an-danitra ary niteny. Anjely hafa io fa tsy ilay anjely iray ao amin'ny toko 17, izay miresaka momba an'ilay mpijangajanga sy ilay bibi-dia. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny hoe: "izy" sy "-ny" dia maneho ny tanĂ nan'i Babilona, izay resahina toy ny hoe mpijangajanga. # Nianjera, nianjera ilay Babylona lehibe Ilay anjely dia niresaka momba an'i Babylona potika toy ny hoe nianjera. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 14:08 # vorona marikoriko "vorona ratsy endrika" na "vorona tsy maha-te ho tia" # ny firenena rehetra Ny firenena dia hevitra ambadiky ny olona ao amin'ireo firenena. DH: "ny olona amin'ny firenena rehetra" # dia nisotro ny divain'ny fitondran-tena malotony Izany dia famantarana ny fandraisana anjara tamin'ny fitondran-tena malotony. DH: "lasa mpijangajanga toa azy" na "lasa mamon'ny fahotana ara-piraisana ara-nofo toa azy" # ny fitondran-tena malotony Babilona dia resahina toy ny hoe mpijangajanga izay mahatonga ny olona hafa hanota miaraka aminy. Mety misy dikany roa izany: fijangajangana ara-bakiteny ary ihany koa fanompoana andriamanitra sandoka. # tamin'alalan'ny fomba fiainany amin'ny nofo "satria izy dia nandany vola be tamin'ny fijangajangana"