# ireo valala andiam-balala izay hatahoran'ny olona satria mihinana ny ravina rehetra eny an-jaridaina sy eny amin'ny hazo. # hery tahaka ny an'ny maingoka Ny maingoka dia afaka manindrona ary manapoizina ny biby hafa na ny olona. DH: "fahaizana manindrona olona tahaka ny ataon'ny maingoka" # ny maingoka biby kely izay manana fanindromana misy poizina eo amin'ny rambony. Ny fanindroman'izy ireo dia tena marary tokoa ary ela ny faharetan'ny faharariana. # Notenenina izy ireo tsy hanimba ny ahitra teto ambonin'ny tany na ireo zava-maniry maitso na hazo Ireo valala tsotra dia fampitahorana mahatsiravina ny olona satria rehefa manao andiam-balala izy ireo, dia mety hihinana ny bozaka sy ny ravin-kazo rehetra. Notenenina tsy hanao izany ireo valala ireo. # fa ireo olona Ny teny hoe: "hamotika" na "hamely" dia efa fantatra. DH: "fa hamely ny olona ihany" # tombo-kasen'Andriamanitra Ny teny hoe: "tombo-kase" eto dia maneho ny fitaovana fanindriana marika. Amin'ity tranga ity ilay fitaovana dia ampiasaina mba hanindriana marika eo amin'ny olon'Andriamanitra. DH: "Marik'Andriamanitra."