# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity andininy ity dia mihoatra ny fiafaran'ity salamo ity. Ity no fanambarana fanakatonana ho an'ny boky fahadimy amin'ny Salamo, izay manomboka amin'ny Salamo 107 ka mifarana amin'ny Salamo 150. # izay rehetra manam-pofonaina Ireo mety ho heviny dia 1) tokony hidera an'Andriamanitra ny olombelona rehetra na 2) tokony hidera an'Andriamanitra ny voahary mbola velona rehetra.