# rojo Ireo dia vita amin'ny vy mavesatra ary mametra ny fihetsiky ny gadra. # rojovy rojo anankiroa na fatotra misy rojo vita amin'ny vy eo anelanelany ka mametra ny fihetsiky ny tanana sy tongotr'olona iray. # Hampihatra ny fitsarana voasoratra manatanteraka izay nampanoratan'i Yaveh an'i Mosesy fa tokony hataon'ny vahoaka amin'ireo izay meloka.