# Fampifandraisana fotokevitra: Ny mpanoratra manohy miteny amin'ireo zavatra izay tsy olombelona toy ny hoe olona ary mandidy azy ireo hidera an'i Yaveh. # bibidia sy ny voafolaka Ny teny "dia" sy "folaka" dia mifanohitra. Mibango ny biby rehetra ireo raha ampiarahina. DH: "ny biby rehetra"