# namelatra ny tany ambonin'ny rano Ny Israelita fahiny nihevitra fa ny tany maina dia teo ambony ranomasina. DH: "nametraka ny tany ambony rano" # fahazavana lehibe Izany dia fanondroana an'ireo loharanom-pahazavana ho an'ny tany, indrindra ny masonadro amam-bolana. DH: "ny masoandro amam-bolana ary ny kintana"