# Izy izay monina any Jerosalema Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe nonina tany Jerosalema satria tany ilay tempoly izay nanompoan'ny Israelita Azy. DH: "Izy izay manana tempoly any Jerosalema"