# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Fihirana fiakarana Ireo mety ho heviny dia 1) "Hira izay nohirain'ny vahoaka raha niakatra nankany Jerosalema ho amin'ny fankalazana' na 2) "Hira nohirain'ny vahoaka raha niakatra tamin'ny kitohatohatra tany an-tempoly" na 3) "Hira izay tahaka ny dia ny teniny." # Indro Ity teny ity dia ampiasaina hanamafisana ny maha zava-dehibe ny fanambarana manaraka eto. # ny mpirahalahy miara-monina Ny fifandraisana amin'ny samy vahoaka mpiaramiombona ao amin'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe mpirahalahy izy ireo. DH: "ny vahoakan'Andriamanitra miara-miaina amim-piadanana toy ny mpirahalahy"