# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Eto ny mpanoratra dia miteny mivantana amin'ny tanànan'i Jerosalema, toy ny hoe olona izany tanàna izany ary afaka mandre azy ireo. # Noho ny amin'ny "Noho ny maha" # Ho aminareo anie ny fiadanana "Mivavaka aho mba hiaina amim-piadanana ny vahoaka ao aminao" # hitady ny mahasoa anareo Ny anarana "tsara" dia azo ambara ho asa. DH: "maniry mba hitondran'ny vahoaka anao tsara"