# ny anaran'Yaveh Eto ny "anarana" dia manondro an'i Yaveh tenany mihitsy. DH: "Yaveh" # ny ankohonan'i Davida Eto ny "ankohonana" dia manondro an'ireo taranak'i Davida. DH: "ny taranak'i Davida"