# SINA Ity no anaran'ny litera faha iraika amby roapolo amin'ny alfabeta Hebreo. Amin'ny fiteny Hebreo, ny andalana tsirairay amin'ny andininy 161-168 dia manomboka amin'ity litera ity. # mangorohoro ny foko, manahy ny tsy hanoa ny teninao Ny mpanao salamo miteny ny fo toy ny hoe afaka ny hangorohoro sy hatahotra. Ny fo dia fibangoan-teny ho an'ny tenan'ilay olona manontolo. DH: "mangozohozo aho satria matahotra ny tsy hanoa ny teninao" # babo Ireo mety ho heviny dia 1) zavatra izay alain'ny miaramila na mpandroba avy amin'ireo izay noreseny tamin'ny ady na 2) zavatra sarobidy na "harena."