# RESY Ity no anaran'ny litera faha roapolo amin'ny alfabeta Hebreo. Amin'ny fiteny Hebreo, ny andalana tsirairay amin'ny andininy 153-160 dia manomboka amin'ity litera ity. # Jereo ny fahoriako Ny mpanao salamo miteny ny fahoriana toy ny hoe zavatra izay azon'ny olona jerena. DH: "Jereo ny halehiben'ny fihetseham-poko" # Misoloa vava ahy "Arovy amin'ireo izay miampanga ahy aho" # tano aho "arovy ny aiko" na "omeo ahy ny fiainana"