# didim-panekena Ireo mety ho heviny hafa dia "teny vavolombelona" na "lalàna." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 78:5. # napetrakao tamin'ny fitoerany Ny mpanao salamo miteny ny fandidian'i Yaveh toy ny hoe lahatsoratra natao teo amin'ny tany. DH: "nanome ireny ho ankatoavin'ny vahoaka"