# Ampizory ny diako Eto ny teny "dia" dia maneho ny mpanoratra ho mamindra. Izy miteny ny lalam-piainany, na ny fitondran-tenany, toy ny hoe nandeha tamina lalana iray izy. DH: "Ahitsio aho" na "Ampianaro ahy ny fomba fiaina" # aza avela hisy fahotana hanapaka amiko Ny mpanoratra miteny ny fahotana toy ny hoe olona izay manana fahefana aminy. Ireo mety ho heviny dia 1) "aza avela hizatra hanao ratsy aho" na 2) "aza avela hanapaka amiko ny lehilahy mpanao heloka" # Avoty amin'ny fampahorian'ny olombelona aho Ny teny "fampahoriana" dia azo adika ho matoanteny. DH: "Avoty amin'ny olona izay mampahory ny hafa aho"