# MEMA Ity no anaran'ny litera fahatelo ambin'ny folo amin'ny alfabeta Hebreo. Amin'ny fiteny Hebreo, ny andalana tsirairay amin'ny andininy 97-104 dia manomboka amin'ity litera ity. # miaraka amiko mandrakariva ny didinao Ny mihevitra ny amin'ireo didin'Andriamanitra hatrany dia lazaina toy ny hoe ny didy dia zavatra azon'ny mpanoratra hazonina eny aminy mandrakariva.