# izay voaozona Ireo mety ho heviny dia 1) Andriamanitra hanozona azy ireo na 2) mendrika ny famaizan'Andriamanitra izy ireo. DH: "izay mendrika ny famaizanao" # maniasia amin'ny didinao Ny mpanoratra miteny ny tsy fankatoavana ireo didin'Andriamanitra toy ny hoe lalana izay azo hialàna ireny. DH: "izay niala tamin'ny lalan'ny didinao" na "izay tsy mankatò ireo didinao" # Alao aho "tandremo aho" na "vonjeo aho" # sy henatra "sy fahatsapana henatra sy adala"