# hifaly sy ho ravoravo Ireo andianteny roa ireo dia mitovy hevitra amin'ny ankapobeny ary manamafy ny haben'ny fifaliana. DH: "hifaly tanteraka"