# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny ny olona nanoratra ity tonon-kira ity. # bado Izany dia manondro an'ireo olona tsy manana traikefa na tsy afaka miahy ny tenany. Ny mpamaritoetra dia azo avadika ho andianteny anarana. DH: "ireo izay kely saina" na A"ireo izay tsy afa-manoatra" (UDB) # nambaniana aho Ny mpanoratra miteny ny maha manetry tena ho toy ny eo amin'ny toerana ambany. DH: "tsy afa-nanoatra aho"