# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny olona izay mihira ity tonon-kira ity dia manohy mamaritra ny olona izay manaja an'i Yaveh. # Fa tsy hangozohozo mihitsy izy Tsy ho azom-pahoriana mihitsy izy na ho safotry ny zava-misy satria amin'i Yaveh ny tokiny. DH: "Fa tsy hisy na inona na inona hampangozohozo azy"