# ianao Miresaka amin'ilay tompo i Yaveh. # tsy hiova Izany dia midika fa tsy hiova amin'izay nolazainy izy. DH: "tsy hiova hevitra izy" na "tsy hiova amin'izay nolazainy izy" # araka ny fanaon'i Melkizedeka "araka ny fomba fanao izay naha mpisorona an'i Melkizedeka" na "fomba mitovy amin'ny naha mpisorona an'i Melkizedeka"