# Manendre lehilahy ratsy fanahy ... manendre mpiampanga Ireo andianteny roa ireo dia mifanindry lalana ary ny andianteny "lehilahy ratsy fanahy" sy "mpiampanga" dia manondro olona mitovy. # eo an-tananany ankavana "eo amin'ny tanana ankavanan'ny fahavaloko"