# vanim-potoana Ity teny ity dia manondro karazanna toetrandro miovaova mandritra ny taona. Misy amin'ireo toerana misy vanim-potoana manorana sy vanim-potoana maina, raha misy lohataona, sy fahavaratra, sy fararano, ary ririnina. # fantatry ny masoandro ny fotoana Eto Davida dia mamaritra ny masoandro toy ny hoe mahalala ny lera amin'ny atoandro. DH: "Ampilentehany ny masoandro rehefa fotoany izany" # Ataonao "Yaveh o, Ianao manao." Eto ny mpanoratra dia mamadika ny firesahana momba an'i Yaveh amin'ny firesahana aminy mivantana.