# Ataony ho irany ny rivotra Ireo mety ho heviny dia 1) mahatonga ny rivora ho afaka mitondra hafatra tahaka ny iraka Izy: "Ataony tahaka ny irany ny rivotra" na 2) "Afainganiny tahaka ny rivotra ny irany" # ho mpanompony ny lelafo Ireo mety ho heviny dia 1) "mahatonga ny lelafo ho tahaka ny mpanompony Izy." Manao ny afo hanompo Azy tahaka ny mpanompo Izy na 2) "Ataony ho toy ny lelafo ny mpanompony." # ho mpanompony ny lelafo "ataony ho mpanompony ny lelafo" # Nampitoetra ny fanambanin'ny tany Izy Eto ny andianteny "Nampitoetra ny fanambany" dia midika "nanao." DH: "Namorona ny tany manontolo Izy"