# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Mihobia an'i Yaveh "Asandrato ny hoby ho an'i Yaveh." Jereo ny nandikana ny "hiaka" ao amin'ny 47:1. # ry tany rehetra Izany dia manondro ny vahoakan'ny tany rehetra. DH: "ny olon-drehetra ambonin'ny tany" # mankanesa eo amin'ny fanatrehany Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe izy maniraka ny mpamaky handeha ao amin'ny efitrano faindrianan'ny mpanjaka. DH: "mandehana any amin'izay misy Azy amin'ny hiram-pifaliana" na "afaka mandre anao Izy, koa mihirĂ  am-pifaliana"