# Aoka hihiaka ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe olombelona afaka mihiaka ho an'Andriamanitra ny ranomasina. DH: "Aoka izany ho toy ny hoe mihiaka ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy" # izao tontolo izao sy izay rehetra monina ao aminy Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe izao tontolo izao no olombelona. DH: "ary aoka izao tontolo izao sy izay rehetra ao aminy hihiaka" # Aoka ny renirano hiteha-tanana, ary aoka ny tendrombohitra hihiaka fifaliana Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe olona afaka hiteha-tanana sy hihiaka ny renirano sy ny tendrombohitra. DH: "Aoka izay ho toy ny hoe miteha-tanana ny renirano ary ny tendrombohitra nihiaka fifaliana" # izao tontolo izao ... ireo firenena Ireo andianteny ireo dia sarinteny ho an'ny "vahoakan'izao tontolo izao" ary "ny vahoaka izay monina any amin'ireo firenena" # ireo firenena amin'ny hitsiny "hitsara ireo firenena amin'ny fahitsiana Izy" # amin'ny hitsiny "amim-pahitsiana" na "mampiasa ny miralenta ho an'ny olon-drehetra"