# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity andininy ity dia mihoatra ny fiafaran'io salamo io. Ity no fanambarana fanakatonana ho an'ny Boky fahatelo amin'ny Salamo, izay manomboka amin'ny salamo 73 ka mifarana amin'ny salamo 89. # Amena dia Amena Ny teny hoe "Amena" dia averina mba hanamafisana ny fankatoavana an'izay efa voalaza. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 41:13.