# Fa Yaveh Andriamanitra no masoandro sy ampinga Yaveh izay mitarika sy miaro ny vahoakany dia lazaina toy ny hoe masoandro sy ampinga. DH: "Fa Yaveh Andriamanitra no mitarika antsika tahaka ny hazavana avy amin'ny masoandro, ary Izy miaro antsika tahaka ny ampinga" # hanome fahasoavana sy voninahitra Yaveh Ny anarana "fahasoavana" sy "voninahitra" dia azo ambara ho matoanteny. DH: "Ho tso-po amintsika Yaveh ka hanome voninahitra antsika" # izay mandeha amin'ny fahitsiana Ny fomba fizotram-piainan'ny olona iray na fitondran-tenany dia lazaina toy ny hoe mamindra ilay olona. DH: "izay miaina amim-pahamarinana" na "izay mahitsy" # sambatra ny olona izay Eto ny "olona" dia midika vahoaka amin'ny ankapobeny. DH: "sambatra ireo izay"