# Asyria Izany dia maneho ny vahoakan'i Asyria. DH: "ny vahoakan'i Asyria" # ny taranak'i Lota Izany dia manondro ny vahoakan'ireo firenen'i Moaba sy Amona. Azonao azavaina tsara ny fampahalalana efa azo. # Sela Ity dia mety ho fomba fiteny ara-mozikaly izay milaza ny olona ny fomba fihirana na fitendrena ny zava-manenony eto. Misy amin'ireo fandikan-teny manoratra ny teny Hebreo, ary misy tsy manisy izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 3:1.