# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny mpanoratra manohy mitanisa ireo vondron'olona mitady hamotika an'Israely. # ireo lain'i Edoma Izany dia manondro ny vahoakan'i Edoma izay nonina tanaty lay. # Hagrita Izany dia anarana vondron'olona izay nonina tany amin'ny ilany atsinanan'ny ony Jordana. # Gebala, Amona, Amaleka ... Filistia Ireo rehetra iereo dia maneho vahoaka avy amin'ny faritra na foko tsirairay. DH: "ny vahoakan'i Gebala, ny Amonita, ny Amalekita ... ny Filistina" # Gebala Izany dia anarana toerana atsimon'ny ranomasina Maty.