# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Asafa manohy miteny ny fomba nametrahan'Andriamanitra ny Israely tany amin'ny taniny toy ny hoe Andriamanitra no lehilahy nanadio ny tany mba hambolena voaloboka. Raha ilaina ny mandika ny hevitry ny tantara mihoatra ny tantara fotsiny ihany, dia jereo izay nandikan'ny UDB izany. # ny mandany rindrim-bato, fa tsy hazo # lambo kisoadia izay mandrava fambolena sy fiompiana ka mamely olona. Raha toa tsy mahalala hoe inona izany ny mpamakinao, dia mampiasà teny ho an'ny bibidia izay manimba fambolena sy fiompiana ka mamely olona # ala tany izay misy hazo marobe # biby Karazam-bibidia rehetra # saha tany izay misy zava-maniry marobe fa tsy misy hazo