# Tonga latsa ho an'ireo namanay izahay, fanesoana sy fihomehezana ho an'izay manodidina anay Ny teny "fandatsana," "fanesoana" sy "fihomehezana" dai sarinteny ho an'ireo izay latsaina, esoina sy ihomehezan'ny hafa. DH: "Tonga olona izay fandatsan'ireo namanay izahay; ireo manodidina maneso sy mihomehy anay" # izahay Ny "izahay" dia manondro ny vahoakan'Andriamanitra. # fihomehezana Hehy mafy mba hampamenatra olona iray # Mandra-pahoviana ny hatezeranao saro-piaro no handoro tahaka ny afo? Azo avadika ho fanambarana tsotra izany. DH: "Toa tsy hitsahatra handoro toy ny afo ny hatezeranao saropiaro" # ny hatezeranao saropiaro Ny teny "hatezeranao saropiaro" dia miteny ny maha saropiaro sy tezitra an'Andriamanitra. DH: "no ho saropiaro sy tezitra Ianao" # handoro tahaka ny afo Ity fampitahana ity dia mampitovy ny fanehoana ny hatezeran'Andriamanitra amin'ny afo izay manimba zavatra. DH: "hanimba anay"