# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Satria tsy tena azon'i Asafa antoka ny valinteny amin'ireo fanontaniana ireo, dia angamba fanontaniana ara-bakiteny ireo ka tokony ho adika ara-bakiteny. # fitiavany mahatoky Amin'ny filazana ny "fanekena mahatokin'i Yaveh" i Davida dia matoky fa hitia azy hatrany Yaveh. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 13:5. DH: "fitiavany mahatoky" # Moa ve ny hatezerany efa nanidy ny fangoraham-pony Asafa miteny ny hatezerana toy ny hoe olona manidy varavarana mba tsy hivoahan'ny fangorahan'olona iray hafa. DH: "Moa Andriamanitra nitsahatra nampiseho antsika fiantrana satria tezitra amintsika"