# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Ho an'ny mpiventy hira "Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana" # Jedotona Nisy iray tamin'ireo mpiventy hiran'i Davida nanana anarana mitovy amin'izany. Ka mety ho manondro azy izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 39:1. # Salamo nataon'i Asafa "Ity dia salamo nosoratan'i Asafa." Jereo izay nandikana izany ao amin'ny 53:1.