# Azy izay tokony atahorana "Yaveh, izay tokony atahorana" # Mamongotra ny fanahin'ireo andriana Izy Ny andianteny "Mamongotra ny fanahy Izy" dia fomba fiteny midika fa mamotika ny fanahy Izy na mampietry Izy. DH: "Mampietry ireo andriana Izy"