# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny vahoakan'Andriamanitra no miteny ao amin'ny 75:1, ary Andriamanitra no miteny ao amin'ny 75:2-3. # Ho an'ny mpiventy hira "Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana" # atao Al-Tasheth Mety ho manondro karazana mozika izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 57:1. # Salamo nataon'i Asafa "Ity dia salamo nosoratan'i Asafa." Jereo izay nandikana izany ao amin'ny 53:1. # ny mponina rehetra "ny olona rehetra monina ao aminy" # hamafisiko ireo andrin'ny tany "hazony tsy ho potika ny tany" na DH: "arovy ny vahoakako" # Sela Ity dia mety ho fomba fiteny ara-mozikaly izay milaza ny olona ny fomba fihirana na fitendrena ny zava-manenony eto. Misy amin'ireo fandikan-teny manoratra ny teny Hebreo, ary misy tsy manisy izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 3:1.