# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ireto andininy ireto mamaritra zava-mitranga amin'izao fotoana, famelezana ara-batana ny tempolin'Israely any Jerosalema. # Tongava hijery Asafa miresaka amin'Andriamanitra, mangataka aminy ho tonga hijery ny fandravana. # Mierona Ireo mpandrafy nihiaka mafy tamin'ny tomanim-pandresena lehibe. # sokitra Izany midika sokitra amin'ny hazo, vy, na vato ao an-tempoly.