# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Maskila nataon'i Asafa "Izany dia maskila nosoratan'i Asafa." # Maskila Mety ho manondro karazana mozika izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 32:1. # Andriamanitra o, nahoana no dia nandà anay mandrakizay Ianao? Azo adika ho fanambarana tsotra izany. DH: "Andriamanitra o, tsy nanao fahadisoana izahay, nefa dia nolavinao mandrakizay!" # Nahoana no dia mirehitra amin'ny ondrin'ny fihinanam-bilonao ny hatezeranao? Azo adika ho fanambarana tsotra izany. DH: "Izahay ilay nampanantenainao hokarakaraina, ary tsy nanao fahadisoana izahay, fa ankehitriny kosa tezitra aminay Ianao!" # ny ondrin'ny fihinanam-bilonao Asafa miteny ny vahoakan'Israely toy ny hoe ondry. DH: "mirehitra amin'Israely, izay tahaka ny ondry fahananao ao amin'ny fihinanam-bilonao" # Tsarovy "Asio fiheverana." Andriamanitra tsy mba manadino ny vahoakany, fa kosa ohatran'ny toa tsy mihevitra azy ireo Izy. # lovanao manokana "Anao mandrakizay"