# vonjeo aho Ny mpanoratra mangataka amin'Andriamanitra hamonjy azy toy ny hoe andevo ny mpanoratra ka azo vidian'Andriamanitra ny fahafahany. DH: "afaho aho" # avoty aho Ny mpanoratra mangataka amin'Andriamanitra hanavotra azy toy ny hoe babo ny mpanoratra ka azo vidiam-bola ny fanafahana azy. DH: "avoty aho" # ny fandatsàna ahy, ny henatro, ary ny fahafam-barakako Ireo anarana ireo dia azo avadika ho asa. DH: "ny fomba nandtsanan'ny olona ahy, nampamenatra ahy, ary nanala baraka ahy" # manoloana Anao avokoa ireo mpandrafy rehetra Eto ny "manoloana Anao" midika fa Andriamanitra mahita sy mahafantatra ny rehetra momba azy ireo. DH: "fantatrao avokoa hoe iza ireo fahavaloko" (UDB)