# Nitondra anay tao anaty harato Ianao Ny famaizan'Andriamanitra dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe nosamborin'Andriamanitra tao anaty harato ny olony. # harato fandrika fisamborana vorona sy biby # nametraka enta-mavesatra teo am-balahanay Ianao Toy ny hoe nitondra enta-mavesatra tao an-damosiny ny filazan'ny mpanoratra ny fiaretan'ny vahoaka. # Efa nataonao nitsahin'ny olona ny lohanay Izany ny endriky ny faharesena mahatsiravina any an'ady. DH: "toy ny hoe nandresy anay tany an'ady ireo fahavalonay ary avy eo dia nitondra ireo kalesiny teo amin'ireo fatinay nitsirara" # namakivaky afo sy rano izahay Nizaha toetra azy ireo tamin'ny loza voajanahary toy ny afo sy tondra-drano Andriamanitra. DH: "nijaly tahaka ny olona ampijalian'ny afo sy tondra-drano izahay" # toerana midadasika Toy ny hoe nentina tany amin'ny toerana malalaka azo antoka izy ireo. DH: "toerana malalaka izay azo antoka ho anay"