# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity hira ity dia dia mikasika ny fahatokian'Andriamanitra. # Ho an'ny mpiventy hira "Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry mba hampiasaina ao anaty fanompoam-pivavahana" # Jedotona Ny iray amin'ireo mpitendry hira an'i Davida no nanana anarana mitovy amin'izany. Mety izy ihany no tiana lazaina eto. Jereo ao amin'ny 39:1 ny fomba nandikanao izany. # Salamo nataon'i Davida Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida. # avy Aminy ny famonjena ahy "Izy ilay manavotra ahy" na "Izy ilay mamony ahy" # Izy irery ihany no vatolampiko sy famonjeko Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe vatolampy ny fahaizan'Andriamanitra miaro azy. DH: "Izy ilay tokana afaka miaro sy manavotra ahy" # Izy no fiarovako avo Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe fiarovana avo ny fahaizan'Andriamanitra miaro azy. DH: "miaro ahy amin'ny tanan'ireo fahavaloko Izy" # ka tsy hangozohozo tokoa aho Azo adika amin'ny fomba hafa izany. DH: "tsy hisy afaka hanozongozona ahy mihitsy"