# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity hira ity dia dia mikasika ny fahatokian'Andriamanitra. # Ho an'ny mpiventy hira "Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry mba hampiasaina ao anaty fanompoam-pivavahana" # ampiarahina amin'ny valiha "tokony mitendry valiha ny olona amin'ity hira ity" # Salamo nataon'i Davida Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida. # Henoy ny tarainako, Andriamanitra o; atreho ny fivavako Mitovy ny hevtr'ireo fehezanteny roa ireo. DH: "Andriamanitra o, henoy aho ary valio ny fivavako" # henika "mandresy" # tariho any amin'ny vatolampy izay avo kokoa noho ny tenako aho Eto ny mpanoratra dia manao an'Andriamanitra toy ny vatolampy avo azony ihanihana ho fiarovana ho azy. # tilikambo mafy amin'ny fahavalo Ny andian-teny hoe "izay miaro ahy" dia azo atsofoka ao amin'ny dikan-teny. DH: tahaka ny fiarovana mafy izay miaro ahy amin'ny fahavaloko Ianao" # tilikambo mafy Eto ny mpanoratra dia miresaka fa toy ny "tilikambo mafy" izay miaro azy amin'ny fahavalony Andriamanitra.