# mitsangàna Ny fandraisana fanapahan-kevitra amin'ny fanaovana zavatra iray sy ny fanombohana hanao izany dia lazaina toy ny hoe mitsangana. DH: "manaova zavatra" na "manaova hetsika" # ny firenena rehetra Ny teny hoe "firenena" eto dia ilazana ny olon'ireo firenena izay tsy manome voninahitra an'Andriamanitra. DH: "ny olon'ny firenena rehetra"