# hamaly Ianao Ireo mety ho heviny dia 1) "hamaly ahy Ianao" na 2) "hamaly ireo fahavaloko Ianao" # mba tsy ho faly amiko "mba tsy hifaly amin'ny fahoriako" # Raha solafaka ny tongotro Eto ny "tongotro" dia maneho ny mpanoratra. Ny maha solafaka ny tongony dia sarinteny izay manondro ny fahorian'ny mpanoratra sy ny faharatsiam-bintany. DH: "Raha manao fahadisoana izay mahatonga fahoriana aho"