# Mamelatra fandrika ho ahy Ireo teti-dratsin'ireo fahavalon'ny mpanoratra dia lazaina toy ny hoe fandrika izay novelarin'izy ireo hisamborana azy toy ny biby. DH: "mamelatra fandrika hisamborana ahy" (UDB) # miteny fahapotehana ary milaza teny fitaka Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manamafy ny maha mpanimba izay lazain'ny olona"