# hanandratra anao Izy mba hanananao ny tany Eto ny "hanandratra" dia manondro an'Andriamanitra manome voninahitra izay miandry Azy. DH: "hanome voninahitra anoa Izy amin'ny fanomezany anao ny tany" (UDB) # ny ratsy fanahy Ity dia manondro ireo olona ratsy fanahy. DH: "ny olona ratsy fanahy" # fongotra Ny faharinganan'ny ratsy fanahy dia lazaina toy ny hoe sampan-kazo izay notapahina sy nariana. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 37:8