# ho fongotra Ny faharinganan'ny ratsy fanahy dia lazaina toy ny hoe sampan-kazo izay notapahina sy nariana. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 37:8 # ny marina Ity dia manondro ny olona izay marina. DH: "ny olo-marina" # Handova ny tany Ny fananana ny tany dia lazaina toy ny hoe efa noraisina ho lova izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 37:8. DH: "handray ny tany ho fananany" na "ho ekena honina ao amin'ny tany tsy misy ahiahy" # Ny vavan'ny olo-marina Eto ny "vava" dia maneho ilay olona manontolo izay miteny. DH: "ny olo-marina" # miteny fahendrena Ny anarana hoe "fahendrena" dia azo ambara ho asa. DH: "manome torohevitra amim-pahendrena ho an'ny hafa" (UDB) # mampitombo rariny Ny anarana hoe "rariny" dia azo ambara ho asa. DH: "mampahery ny olon-kafa hiaina amim-pahitsiana" (UDB)