# Ho fongotra Ny faharavan'ny ratsy fanahy dia lazaina toy ny hoe sampan-kazo izay hofongorina izy ireo ary hariana. # fa izay miandry an'i Yaveh kosa "fa izay matoky amin'i Yaveh kosa # handova ny tany Ny fananana ny tany dia lazaina toy ny hoe ho raisina toy ny lova izany. DH: "handray ny tany ho fananany" na "honina tsy misy ahiahy ao amin'ny tany" # hanjavona Ity fomba fiteny ity dia manondro ny fahafatesan'ny lehilahy ratsy fanahy. DH: "ho faty ary tsy hahita azy intsony ianao"