# miveloma amin'ny fahatokiana Ny fahatokiana dia lazaina toy ny hoe biby izay mety hatanjahana amin'ny alalan'ny famahanana azy amin'ny fihinanambilona tsara. DH: "mifahana fahatokiana" na "ampitomboy ny fahatokianao" # irian'ny fonao Eti ny "fo"dia maneho ny anaty sy ny fisainan'ilay olona. DH: "ny faniriana anatinao, lalina indrindra" na "ireo zavatra izay irianao indrindra" (UDB)