# Mitsangàna Midika izany fa mijoro vavolombelona ao amin'ny fitsarana. DH: "manolotena hanolotra fijoroana vavolombelona" # Mamaly ratsy ahy izy ireo ho amin'ny soa Ity dia sarinteny izay midika fa izy ireo mamerina ratsy ho takalon'ny tsara izay noraisin'izy ireo. DH: "Ho valin'ny zava-tsoa nataoko tamin'izy ireo, dia zava-dratsy no ataon'izy ireo amiko" (UDB) # ratsy ... soa Azo atao amin'ny endrika hafa ireo anarana ireo. DH: "zava-dratsy ... zava-tsoa"